• Zoma 29 Aprily 2022
Any Ivelany.UKRAINE MANOMBOKA DAROHAN’NY ROSIANINA I KIEV

Niditra tamin’ny andro faha-64 omaly ny fanafihana ataon’ny Rosianina any Ukraine. I Kiev renivohitra no nanomboka lasibatry ny daroka baomba omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Aprily 2022
Any Ivelany.Frantsa Ho mafy kokoa ny fanoherana an’i Macron

Lany ho Filoham-pirenena Frantsay fanindroany I Emmanuel Macron. Tontosa omaly alahady 24 aprily ny fihodinana faharoa izay nifananandrinan’ity Kandidan’ny La République en Marche ity tamin’I Marine Le Pen avy amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2022
Any Ivelany.RAHARAHA UKRAINE HATAO FAHIRANO IREO MPANEFOEFO ROSIANINA

Miantso ny hanamafisana ny sazy mba hanaovana tsindry amin’i Russie hanatsahatra ny fanafihana an’i Ukraine ireo mpandraharaha ara-toekarena Tandrefana sy Amerikanina. Isan’ireny ilay Frantsay Thomas Piketty, Gabriel Zucman,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2022
Any Ivelany.FITAZONNANA FITAOVAM PIASIANA NOHAMAFISINA NY LALANA ANY ETAZONIA

Namoaka didim-panjakana hiadiana amin’ny fitaovam-piadiana miparitaka tsy fantatra mazava ny momba azy na fitaovam-piadiana matoatoa “fantômes”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Any Ivelany.ALLEMAGNE HIVIDY “BOUCLIER ANTI-MISSILE” AMIN’I ISRAEL

Nahazo fankatoavana avy amin’i Israel sy Etazonia ny fividianan’I Allemagne, fitaovam-piadiana fiarovana amin’ny tifitra balafomanga na “Bouclier anti-missile”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2022
Any Ivelany.ANGOVO NOKLEARY MANDALO KRIZY GOAVANA

Niakatra hatrany amin’ny 40% ny vidin’ny Uranium, izay akora fototra ilaina amin’ny famokarana angovo nokleary, fiakarana midangana indrindra taorian’ny faharavana nateraky ny loza tao Fukushima izay nisy fiantraikany tamin’ny vidiny.

Hamaky ny tohiny
FTT